| Entry |
famarana
(fatra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga [1.1]
|
| | [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. [1.2]
|
| | A measure of capacity [1.7]
|
| | Mesure de capacité [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola.
[2.113]
|
| 2 | ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany.
[2.366]
|
|
| Article |
|
| Entry |
famarana
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tanosy]
Fanozonana [1.78]
|
|