| Entry |
famantarana
(fantatra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Fanambarana: Azo lazaina fa famantarana ny afo ny setroka Marika: Samy manisy famantarana ny ombiny ny mpiomPy any an' efitra Filazana: Anaovy famantarana, toy ny tsangan' afo, izahay raha tonga ny fahavalo [1.1]
|
| | Sign, an indication, a mark, a symptom. [1.2]
|
| | A sign, an indication, a mark [1.7]
|
| | Marque [1.3, 1.8]
|
| | Signe, indication [1.8]
|
| | Signalisation, indice, symptôme [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Famantarana fa mpamosavy, hono.
[1.437]
|
| 2 | Ny rano be voay natao famantarana ny ratsy fanahy
[2.508]
|
| 3 | Ny famantarana ny Firenena mandroso dia izy mahavita tena
[2.285]
|
| 4 | Vita famantarana sy fandanjana, hitsiny tsy mizaha tavan' olona
[1.381]
|
|
| Article |
|