| Entry | fahefana (efa) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1] | |||||
| Power, authority; [1.7] | |||||
| Puissance, autorité [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Updated on 2023/07/13 |
|