|
|
|
|

Entry fahazavana (zava)
Part of speech noun
 Lightness, brilliancy, light, illumination, brilliance [1.7]
 La lumière, la clarté [1.3]
 Lumière, clarté, illumination [1.8]
Examples 
1Faly izahay nahita ny fahazavana. [2.332]
2Nisy zavatra nopihin' ilay olona anefa dia nandefa fahazavana tery amin' ny rindrina ilay milina. [2.332]
Synonyms hazavana
Article 

Updated on 2023/08/16