|
|
|
|

Entry fahazarana (zatra)
Part of speech noun
 Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1]
 Habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7]
 Habitude [1.3, 1.8]
 Familiarité par suite d'habitude [1.8]
Examples 
1Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643]
2Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369]

Updated on 2024/10/11