|
|
|
|

Entry fahatoranana (torana)
Part of speech noun
 Fahasaforana, tsy fahatsiarovan-tena vetivety [1.13]
 évanouissement, perte de connaissance [1.13]
Examples 
1Rahefa afaka amin' ny fahatoranana vaovao andray, dia miverina ny karavasy. [2.472]
2Ny tsindrona mbola reko manaintaina ihany, ny lohako voakapoka mbola manao ny ataony, ny vokatry ny fahatoranana sy ny tsy fatoriana, nitambatra daholo izany rehetra izany. [2.4]

Updated on 2023/06/08