| Entry | fahatanjahana (tanjaka) | |
| Part of speech | noun | |
| Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1] | ||
| Synonyms | hatanjahana | |
| Updated on 2009/02/23 |
|