| Entry | fahasorisorena (sorisory (sory)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana [1.1] | ||
| Ennui, vexation, chagrin [1.3] | ||
| Examples | Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/06 |
|