| Entry | fahasoavana (soa) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Fitahiana, soa lehibe: Fahasoavana ho anao izao nahafahanao fanadinana izao ka hararaoty tsara Fanomezana sopernatoraly omen' Andriamanitra noho ny soa nataon' i Kristy mba hahazoana ny fiainana mandrakizay (fiv. kat.): Mampahazo fahasoavana ny sakramenta [1.1] | |||||
| Goodness; grace and kindness [1.7] | |||||
| Bonté, grâce [1.8] | |||||
| Examples |
| ||||
| Article | Randzavola: fahasoavana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Updated on 2023/01/20 |
|