|
|
|
|

Entry faharetana (aritra)
Part of speech noun
 Endurance, patience [1.7]
 Persévérance, patience [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Eny, ry Neny, nampianarina ny faharetana aho; [2.470]
2No mampivaona ny fony aman-tsainy, toa tsy mety hiorim-paka na amin' inona na amin' inona, nefa nalaza ho milanto toetra sy be faharetana teo aloha? [2.296]

Updated on 2023/09/30