|
|
|
|

Entry faharatsiana (ratsy)
Part of speech noun
 Toetran' ny zavatra na olona ratsy; zava-dratsy, heloka: Diso indray mandeha ve izy dia tsy maintsy hovesarana ny faharatsiana rehetra eto ambonin' ny tany [1.1]
 Mauvais état, mauvaise qualité, laideur
Méchanceté, malice, malheur [1.3]
Morphology 
Simple : faharatsiana, faharatsiako, faharatsianao, faharatsiany, faharatsiantsika, faharatsianay, faharatsianareo, faharatsian', faharatsian-, faharatsiam-, faharatsia-
Prefixed : -paharatsiana, -paharatsiako, -paharatsianao, -paharatsiany, -paharatsiantsika, -paharatsianay, -paharatsianareo, -paharatsian', -paharatsian-, -paharatsiam-, -paharatsia-
Synonyms haratsiana

Updated on 2023/08/11