| Entry | fahaizana (hay) | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy. [1.1] | |||||
| Ability [1.2, 1.7] | |||||
| Cleverness, competency to do anything. Sometimes pronounced fahahaizana. [1.2] | |||||
| Skill [1.7] | |||||
| Capacité, habilité [1.8] | |||||
| Savoir [1.13] | |||||
| Examples |
| ||||
| Morphology |
| ||||
| Updated on 2023/08/11 |
|