| Entry |
fahagagana
(gaga)
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra mahavariana ny saina, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsarany na ny habeny: Ny fanasitranana tampoka dia anisan' ny fahagagana sarotra hazavaina [1.1]
|
| | Wonder, astonishment, amazement; a wonder, a miracle. [1.2]
|
| | A wonder, a miracle; astonishment [1.7]
|
| | Miracle, prodige; étonnement [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Azoko lazaina hoe fahagagana.
[2.4]
|
| 2 | Fahagagana tany Ampanarivoana!
[2.270]
|
| 3 | Na izany aza tsy toerana fanaovana fahagagana akory ny Fiangonana, tsy antokon' olona tsy mahita afa-tsy ny tenany.
[1.369]
|
|
| Synonyms | |
| Article |
|