|
|
|
|

Entry fahafito (fito)
Part of speech adjective
 Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahenina [1.1]
 The seventh [1.2]
 Septième [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1Nigadona ny fahafito taonako. [2.529]
2Ny Tono manimanitra no heverina eto fa tokony fahafito. [2.245]
3dia andro tsara indray ny fahafito sy ny fahavalo ary ny fahasivy indray dia andro ratsy; [2.508]

Entry fahafito (fito)
Part of speech noun
 Seven fathoms. [1.2]
 Sept brasses [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/03