| Entry | fafy katrana | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | fafy, katrana | |
| Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1] | ||
| Fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha Fafy gaboraraka [1.13] | ||
| Sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2] | ||
| Riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3] | ||
| Méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable Dilapidation [1.13] | ||
| Updated on 2023/10/12 |
|