|
|
|
|

Entry fadiranovana
Part of speech adjective
Elementary words fadirana, ovana
 Enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1]
 Infortuné, misérable au dernier point [1.3]
Examples 
1Sady tamin' izay, hono, izy, nisento lalina tahaka ireny olona fadiranovana fatratra ireny. [2.472]
2Na ny mahantra sy fadiranovana aza, nefa mponina ao, dia vonona amin' ny vorokitsainy sy ny bemirainy, ny tsihy hisatra ananany sy ny baoritra notsimponiny tetsy sy teroa. [2.470]
Derivatives 
Other spellings 

Updated on 2023/10/26