| Entry |
etona
|
| Part of speech | noun
|
| | Setroka Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray
[1.1, 1.78]
|
| | Vapor, smoke, steam [1.7]
|
| | Fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5]
|
| | Chaleur suffocante, étouffée Odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3]
|
| | Gaz [1.5]
|
| Examples |
| 1 | Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina.
[2.472]
|
| 2 | Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any.
[2.4]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
etona,
etoko,
etonao,
etony,
etontsika,
etonay,
etonareo,
eton',
eton-,
etom-,
eto- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
etona
|
| Part of speech | noun
|
| | (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
etoña
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tambahoaka]
Lalana, lalan-kely [1.78]
|
| Synonyms | |
|