| Entry | esorina (esotra) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1] | |||||||||
| To be removed [1.7] | |||||||||
| Qu'on enlève, qu'on ôte [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|