|
|
|
|

Entry erina
Part of speech noun
 Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona. [1.1]
 Action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage [1.3]
Derivatives 

Updated on 2017/06/15