|
|
|
|

Entry erikatra
Part of speech adverb [Full list]
 Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [1.1]

Updated on 2019/08/17