| Examples |
| 1 | Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony
[1.437]
|
| 2 | manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana.
[2.436]
|
|
| Morphology |
| Present : |
endahana,
endahako,
endahanao,
endahany,
endahantsika,
endahanay,
endahanareo,
endahan',
endahan-,
endaham-,
endaha- |
| Past : |
nendahana,
nendahako,
nendahanao,
nendahany,
nendahantsika,
nendahanay,
nendahanareo,
nendahan',
nendahan-,
nendaham-,
nendaha- |
| Future : |
hendahana,
hendahako,
hendahanao,
hendahany,
hendahantsika,
hendahanay,
hendahanareo,
hendahan',
hendahan-,
hendaham-,
hendaha- |
| Imperative : |
endaho |
|