| Entry | ebo | |
| Part of speech | noun | |
| Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [1.1] | ||
| Boasting, showing off [1.7] | ||
| Vanité [1.8] | ||
| Synonyms | eboebo | |
| Entry | ebo | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tankarana] Qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [1.19] | ||
| Entry | ebo | |
| Part of speech | adjective | |
| [Bara] Diso, tsy marina [1.78] | ||
| Entry | ebo | |
| Part of speech | adjective | |
| [Masikoro] Kamo [2.606] | ||
| Updated on 2025/08/21 |
|