| Entry |
dory
|
| Part of speech | noun
|
/m:hyperonym>
| | Amponga fampiasa amin' ny lanonana masina fivavahana, tromba... Ngeza kokoa izy noho ny anakidoro. Matetika dia miaraka ny feon' ireo amponga roa ireo ka misy midoboka sy mikarantsana; any amin' ny faritany andrefana sy avaratra andrefana no mampiasa azy [1.1]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
dory
|
| Part of speech | noun
|
| | [Tankarana]
Dormir. [1.19]
|
|
| Entry |
dory
(dotra)
|
| Part of speech | imperative of passive verb dorana
|
| Examples |
| 1 | andeha, dory amin' ny afo izany.
[2.996]
|
| 2 | Dory ireo fako rehetra azo dorana.
[2.424]
|
|
|