| Entry | doroana (doro) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1] | |||||||||
| To be burned [1.7] | |||||||||
| Qu'on brûle, qu'on incendie [1.8] | |||||||||
| Examples | Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.
[2.59] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|