| Entry |
-dongy
|
| Part of speech | morphological form of longy
|
| Examples | Tsipìka aman-dongy no entiny an-tànana;
[2.996]
|
|
| Entry |
dongy
|
| Part of speech | noun
|
| | Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany! Ditra [1.1]
|
| | Bouderie, obstination [1.3]
|
| Examples | Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana
[2.69]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
dongy
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sakalava]
Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo
[1.1]
|
|