|
|
|
|

Entry dongon-tany (dongona, tany)
Part of speech locution
 Enti-milaza ny fasana:
Ao ambany
dongon-tany,
ao anaty
vatam-paty
misy reny
tsy miteny,
hatry ny ela
no tavela

(Eliza Freda) [1.1]

Updated on 2009/02/26