|
|
|
|

Entry dodoria
Part of speech noun
 Ilazan' ny foko sasany ny ady totohondry [1.1]

Entry dodoria
Part of speech adjective
 Haingana dia haingana, tsy misy fiatoana, maika dia maika: Tsy nisy fotoana nisakafoana akory fatsy maintsy novitaina dodoria ilay asa [1.1]
  [Tankarana] Ininterrompu. [1.19]

Updated on 2017/03/10