|
|
|
|

Entry ditsika
Part of speech adjective
 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha
Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso
Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso [1.1]
  [Tankarana] Poussière dans l'oeil. [1.19]
 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu
(ivrogne) ébloui par l'alcool
Terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
Derivatives 
Synonyms dintsika
Other spellings 

Updated on 2017/03/10