| Entry | dipoavatra | |
| Part of speech | noun | |
| [fr. du poivre] Zavamaniry masiatsiaka karazana tsimperifery, fampiasa hampahatsiro sakafo, ka amin' ny endrika roa no isehoany: na vovobovoka mainty avy amin' ny voankazo aminy nototoina, na vovobovoka fotsy, avy amin' ny voany madinika ao anatiny kosa nototoina [1.1] | ||
| Pepper [Fr. de poivre] [1.2] | ||
| [Betsimisaraka, Tankarana]
(du français : « du poivre »).
Nom du poivre en grains, préparé à partir des fruits de Piper nigrum L. (Piperaceae), introduit et cultivé.
On en distingue deux sortes commerciales :
- le poivre noir : dipoavatra mainty, séché avec le péricarpe ; - le poivre blanc : dipoavatra fotsy, débarrassée de son péricarpe et lavé avant le séchage. Le poivre noir écrasé est incorporé à la farine de manioc pour faire des cataplasmes révulsifs ; appliqués dans les maladies pulmonaires, contre les douleurs articulaires, etc. [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Raha tsy nisy ireny dia tsy nisy ny hiasa sy hamboly ny tany nampamokarana ny siramamy, ny nato, ny dipoavatra ets.
[2.366] | |
| Origin | Explanations in French: du poivre. | |
| Updated on 2024/10/14 |
|