|
|
|
|

Entry dimatika
Part of speech noun
 Bibikely iray tarika amin' ny dilata, izay hita any an' ala, eny amin' ny hazo na eny amin' ny ahitra, ary manao fandehan' ny olimpanjehy; dintanala [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2012/11/01