| Entry | dila | |
| Part of speech | adjective | |
| Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1] | ||
| [Tambahoaka] Nidify [1.78] | ||
| [Provincial] Not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2] | ||
| Entry | dila | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] Ampombo [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | lila | |
| Updated on 2010/12/06 |
|