| Entry | diboka | |
| Part of speech | adjective | |
| Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho:
Dibo-drano ny tanimbary Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [1.1] | ||
| Full, crowded, covered, as with water [1.2] | ||
| Examples | Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko;
[2.996] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/10/24 |
|