|
|
|
|

Entry danesaka
Part of speech noun
 Fandeha tsy miraidraika, tsy rototra
Fihetsika tsy maka sarotra
Famindran' ireo matavy izay mamindra miadana sy miresaresa [1.1]
 Slowness, tardiness [1.2]
 Lenteur et mollesse dans la démarche [1.3]
Derivatives 

Updated on 2017/05/30