|
|
|
|

Entry borozany
Part of speech noun
 Jereo borizano []
Examples 
1ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho Borozany; [2.59]
2Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [2.366]
Other spellings 

Updated on 2021/10/16