|
|
|
|

Entry boretaka (retaka)
Part of speech adjective
 Malemy mandrevo na bodaka: Vary soa boretaka
Enti-milaza olona mipetraka mitsotra amin' ny tany tsy maharay tena [1.1]
 Mou, sans consistence, s'affaissant sous son propre poids, s'éboulant [1.3]
Synonyms poretaka

Updated on 2025/07/29