| Entry | boredika | |
| Part of speech | noun | |
| Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1] | ||
| Examples | Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika?
[2.643] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2022/04/13 |
|