|
|
|
|

Entry boraingona
Part of speech noun
 Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingona: na tiana na tsy tiana, na mety na tsy mety, tsy maintsy atao. [1.1]
 Despotique, arbitraire, injuste [1.3]
Other spellings 

Updated on 2023/08/11