| Entry |
bontolo
|
| Part of speech | adjective
|
| | Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo [1.1]
|
| | Clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [1.2]
|
| | Sans division, entier [1.3]
|
| Examples |
| 1 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
| 2 | ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako.
[2.472]
|
|
| Derivatives |
|