| Entry | bonibony | |
| Part of speech | noun | |
| Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1] | ||
| Puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2] | ||
| (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3] | ||
| [Tankarana] Sorte de rougeole. See rofotra [1.19] | ||
| Rubéole [1.54] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | bonobono | |
| Updated on 2022/09/11 |
|