| Entry | bonaika | |
| Part of speech | adjective | |
| Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana [1.1] | ||
| Mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable [1.2] | ||
| Peaceful, easy-going [1.7] | ||
| [Tankarana] Paisible ; ne rien faire. [1.19] | ||
| Paisible, pacifique [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | boneka | |
| Updated on 2017/03/10 |
|