|
|
|
|

Entry bolila
Part of speech noun
 Fibolisarana kely, fikororosiana amin' ny tany malama, saingy kelikely ihany
Filefana, fiporitsahana
Mitovy hevitra: bolaly ~ bolasitra ~ bolisatra [1.1]
 An evasion, a stumble, a slip [1.2]
 Glissage, écart [1.3]
Derivatives 
Other spellings 

Updated on 2016/04/03