|
|
|
|

Entry bokotra
Part of speech noun
 Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao
Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra
Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany [1.1]
 A button. [Eng. Button.] [1.2]
 [French bouton] a button. [1.7]
 [français bouton] bouton [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
2Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4]
3Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643]
Origin Explanations in English: button. Explanations in French: bouton.

Updated on 2023/06/18