| Entry |
bitsika
|
| Part of speech | noun
|
| | Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [1.1]
|
| | A whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [1.2]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
bitsika
|
| Part of speech | adjective
|
| | Kely dia kely, pitiny kely [1.1]
|
| | Same as bitika,
boritika, etc.
[1.2]
|
|
| Entry |
-bitsika
|
| Part of speech | morphological form of vitsika
|
| Examples |
| 1 | Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika
[1.357]
|
| 2 | Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy
[2.445]
|
|
|