| Entry |
bedibedy
(bedy)
|
| Part of speech | noun
|
| | Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody [1.1]
|
| | Tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.] [1.2]
|
| | Prattling, idle talk; a scolding [1.7]
|
| | Paroles oiseuses ; action de gronder [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Efa tapitra va izay ny bedibedy foana?
[2.996]
|
| 2 | Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana.
[2.285]
|
| 3 | Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany.
[2.470]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|