| Entry | beazina (be) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Other spellings | biazina | ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|