|
|
|
|

Entry baribary (bary)
Part of speech adjective
 Mitovy hevitra amin' ny bary
Enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
 Large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
 Open; evident, known [1.7]
 évident [1.3, 1.8]
 Ouvert en grand [1.3]
 Grand ouvert [1.8]
Examples 
1Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895]
2Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529]
Derivatives 
Synonyms bary

Updated on 2017/05/23