| Entry | banga | |
| Part of speech | adjective | |
| Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1] | ||
| Having gaps, as hedges, etc.; Having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; Wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2] | ||
| Gap; having gaps [1.7] | ||
| Brèche où il manque une dent [1.8] | ||
| Examples | Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra!
[1.274] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/10/24 |
|