| Entry |
bamba iray
|
| Part of speech | locution
|
| Elementary words | bamba,
iray |
| | Miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10]
|
| | bamba
[1.1]
|
| | Level or alike all over [1.7]
|
| | égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8]
|
| Examples |
| 1 | ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
[1.223]
|
| 2 | tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany.
[2.472]
|
|
| Other spellings |
|