|
|
|
|

Entry baliaka
Part of speech adjective
 Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka [1.1]
 Same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [1.2]
 Ouvert, équarquillé, décolleté [1.3]
 Mivelatra be [2.643]
Examples 
1Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [2.499]
2Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka. [2.470]
3Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]
Morphology 
Simple : baliaka, balia-
Derivatives 

Entry baliaka
Part of speech noun
 Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. [1.196]

Updated on 2019/08/17