| Entry | bakoly | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-tanimanga madio sy madini-bolo izay amboarina mba hamiratra sy tsy ho tantera-drano ka anaovana fanaka, toy ny vilia, kaopy, sady tsara tarehy no mihaja [1.1] | ||
| Crockery, a dish, a cup, a bowl. [Swa. Bakali; Ar. Bouqal.] [1.2] | ||
| A crockery, china [1.7] | ||
| Faïence [1.3] | ||
| [Tankarana] Bol, assiette. [1.19] | ||
| Faïence, porcelaine [1.8] | ||
| Analogs | bakoly kitsoloha | |
| Entry | bakoly | |
| Part of speech | noun | |
| Karazan-kazo salasalany (5 na 6 metatra); ny raviny lehibebe mitarehi-na fo, ny voany ohatra ny haben' ny totohondry, ka misy voa 3 na 5 ao anatiny, izay akana diloilo anaovana savony na labozia. Anaran-kafa ilazana ny bakoly: savokara, savoga na mofotra [1.1] | ||
| (du français : « bancoulier ») Nom de plusieurs arbres d'origine asiatique, introduits et cultivés pour leurs graines oléagineuses. [Merina] Aleurites fordii Hemsl. (Euphorbiaceae), le plus apprécié, cultivé en général en grand dans l'Itasy. Une huilerie spéciale traitait ses graines. Huile très siccative pour peintures, vernis, encres d'imprimeries, linoleums, etc. Plus rarement cultivé : Aleurites montanus (Lour.) E.H. Wilson (Euphorbiaceae) à huile moins siccative. [Betsimisaraka] Aleurites moluccanus (L.) Willd. (Euphorbiaceae) parfois planté comme arbre d'ornement. Huile moins siccative, devant subir un traitement industriel (standolies). [1.196] | ||
| Vocabulary | ||
| Scientific name | Aleurites fordii, Aleurites moluccanus, Aleurites montanus | |
| Updated on 2020/07/31 |
|